Teny iditra miantoko (toko)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miandany: Miantoko aminay ianareo sa miantoko amin' ny mpitokona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miantoko
Ny lasa : niantoko
Ny hoavy : hiantoko
Filaza mandidy : miantokoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20