Teny iditra | 1 miantsambotra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitsambikina, miantoraka: Niantsambotra ny alika ka lasany ny hena roa kilao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to jump 5 [1.2] to spring up at, to fly at one. 6 [1.7] to leap up, to start |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] bondir de surprise; sauter |
Fototeny | 8 antsambotra |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny miantsambotra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |