Teny iditra | miantsambotra (antsambotra (sambotra)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitsambikina, miantoraka: Niantsambotra ny alika ka lasany ny hena roa kilao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To jump [1.2] | ||||||||
To spring up at, to fly at one. [1.2] | |||||||||
To leap up, to start [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bondir de surprise; sauter [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny miantsambotra io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |