Teny iditra miantsavily (antsavily (savily (vily)))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikirazorazo: Mbola hahita loza ihany ireto tovolahy miantsavily amin' ny varavaran' ny fiarambahoaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se balancer à l’escarpolette, se balancer en se tenant suspendu [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miantsavily
Ny lasa : niantsavily
Ny hoavy : hiantsavily
Filaza mandidy : miantsavilia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20