Teny iditra miantsoavaly (soavaly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitaingina soavaly, mitaingin-javatra ohatra ny mitaingin-tsoavaly [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miantsoavaly
niantsoavaly
hiantsoavaly
miantsoavalia

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14