Teny iditra (1/2) | 1 miapanapana |
Fototeny | 2 apanapana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitotototo tsy mahita izay haleha, mivezivezy atsý sy ary na noho ny haizina na noho ny fikorontanantsalna, ka matetika mipopòka foana amin-javatra na diso amin' izay atao: Niapanapana i Jaona nivoaka ny efitrano fanadinana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to go about foolishly, to stagger, to vacillate. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#58] Tâtonner: Miapanapana ny jamba (L'aveugle tâtonne) |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 11 mipepipepy, mitotototo foana, mikorapadrapaka, mipempena, miraparapa, mipapapapa |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 miapanapàna |
Fototeny | 14 apanapana |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miapanapana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3#58] |
Fivaditsoratra | 18 iapanapanam, miapanapana, miapanapàna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |