|
|
|
|

Teny iditra1  miaraka
Fototeny  2  araka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsy misaraka: Miaraka foana Rassolo sy Rabe
Miray amin' ny: Aza miaraka amin' ny naman-dratsy
(fanao matoanteny mpanampy): indray manao, samy mandeha na samy manao zavatra: Niara-nilalao izahay fahiny ~ Miara-komana ry zareo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to accompany
6  [1.2] to go together, to associate
7  [1.7] to go with
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] accompagner
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny miaraka io

Fivaditsoratra  26  amarika, iakaram, ikarama, karamai, mariaka, miakara, miaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21