Teny iditra | 1 miara-midola |
Singan-teny | 2 miaraka, midola |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza fiarahan'ny olona roa mamindra misy fiangotingotiana ka somary mifampiraidraika ny loha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |