|
|
|
|

Teny iditra 1  miari-tory
Singan-teny  2 miarina, 3 tory
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 minia tsy matory noho ny antony iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 used in speaking of those who keep awake in tending the sick, etc., or doing any work at night. [1.2]
Ohatra  7  Anendrena mpiandry faty, atao mameno ny trano miaritory, ka andrahoan-kena indroa na intelo anio alina. [1.437#]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how miaritory

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20