Teny iditra miaritra (aritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mizaka izay mahazo: Miaritra ny hanoanana
Mihafy sy mitozo amin' ny fahasahiranana ka tsy mety ketraka: Miareta amin' ny fianarana fa izany no hahazoana vokatra any aoriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To endure [1.2, 1.7]
 To sustain, to bear with, to bear. [1.2]
 To suffer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Supporter, endurer [1.8]
Ohatra Saingy matahotra, mahalala fa tsy afa-mihetsika, ka dia miaritra mangina eo fotsiny. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miaritra
Ny lasa : niaritra
Ny hoavy : hiaritra
Filaza mandidy : miareta
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20