|
|
|
|

Teny iditra1  miati-dranomaso
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  fomba fanaon' ny foko sy faritany sasany fahiny raha nankany an-dapa mba hitomany ny mpanjaka niamboho, mialoha ny fanafenana ny masina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  to weep with relatives who have suffered bereavement; to go up to the palace to weep on the decease of a sovereign. [1.2]
Singan-teny  5  miatitra, ranomaso
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny miati-dranomaso io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19