Teny iditra | miatiaty (atiaty) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Feno tafahoatra (kibo) ¶ Enti-milaza famarana na sobika nofenoina zavatra ka efa avo loha: Feno miatiaty itỳ harona itỳ ka aoka iray [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |