|
|
|
|

Teny iditra1  miati-dranomaso
Singan-teny  2  miatitra, ranomaso
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fomba fanaon' ny foko sy faritany sasany fahiny raha nankany an-dapa mba hitomany ny mpanjaka niamboho, mialoha ny fanafenana ny masina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to weep with relatives who have suffered bereavement; to go up to the palace to weep on the decease of a sovereign.
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny miati-dranomaso io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19