Teny iditra miatoka (atoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampidina sy mampiakatra ny loha ho mari-panekena [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to nod the head in agreement [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay hocher la tête en acquiescement [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
miatoka
niatoka
hiatoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31