Teny iditra miatrana (atrana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Vonona tsara hanao zavatra ka manatraka ny loha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy cocked, ready. [Richardson 1885]
Ohatra na tia tanindrazana niady azo sambo-belona, dia nandrasana tafondro marovava misy mpamahana miatrana andro aman' alina. [Andraina: Mitaraina, takila 229]

2012/07/19