Teny iditra miatrana (atrana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Vonona tsara hanao zavatra ka manatraka ny loha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Cocked, ready. [1.2]
Ohatra na tia tanindrazana niady azo sambo-belona, dia nandrasana tafondro marovava misy mpamahana miatrana andro aman' alina. [2.472]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20