|
|
|
|

Teny iditra1  miavaka
Sokajin-teny  2  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manana toetra manokana tsy itovizany amin' ny hafa: Takariva miavaka
Misaraka, tsy mba miaraka amy...: Mahagaga fa miavaka mandrakariva amin' ny namany io mpianatra io
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be separate, to be asunder, to separate one's self.
5  [1.7] to be separate, to show one's individuality
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] être séparé; se distinguer
Fototeny  7  avaka
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny miavaka io

Fivaditsoratra  16  iakavam, miakava, miavaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21