|
|
|
|

Teny iditra1  miavom-bava
Singan-teny  2  miavona, vava
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mampiseho avona amin' ny fiteny, amin' ny teny avoakan' ny vava
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be insolent, to use high words

Fivaditsoratra  6  maimbo vava, maimbovava, miavom-bava

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08