Teny iditra (1/2) | 1 miavona |
Fototeny | 2 avona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.5] être orgueilleux, fier 6 [1.3] être dédaigneux 7 [1.3] faire le délicat, la petite bouche |
Ohatra |
8 izaho ity hoy ilay zaza miavona iza no anaranao? [2.131] 9 Hay tafara-dia samy miavona ianareo roa, ka ny aloha tsy manao hoe: [2.529] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 14 midaondaom-bava, mangeto-bava, be taim-bava |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 20 miavòna |
Fototeny | 21 avona |
Sokajin-teny | 22 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miavona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.3] |
Fivaditsoratra | 25 avoanim, iavonam, ivaonam, maivano, manavoy, mañovay, mavoina, miavona, miavòna, mivaona, mivoana, voamany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27 |