Teny iditra miavotra (avotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Being likely to be redeemed [1.2]

Teny iditra miavotra (avotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manongotra ny ketsa hafindra any an-tanimbary
Mitovy amin' ny manavotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To root up, to pluck up, to eradicate [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miavotra
Ny lasa : niavotra
Ny hoavy : hiavotra
Tovy hevitra manavotra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24