Teny iditra miavovona (avovona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miavosa, mifanongoa, miavoavo be: Vato miavovona [1.1]
Ohatra Feno menaka ny vava ary miavovona eo an-dovia ny ravin' akondro mandimandina avy nihinana. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miavovona
Ny lasa : niavovona
Ny hoavy : hiavovona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20