Teny iditra | 1 mibà |
Fototeny | 2 ba |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitondra ba: Mikiraro tsy mibà marina i Balita |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to wear socks or stockings. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Chausser des bas, porter des bas |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 amby, mbay, mbia, miba, mibà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |