Teny iditra | 1 mibabaka |
Fototeny | 2 babaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandriaka, mitobaka: Tonga indray itỳ ny fahavaratra ka mibabaka ny riaka eran' ny lohasaha |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Couler en abondance |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |