Teny iditra | 1 mibabarà |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [mibaba ra] enti-milaza ratra mivoaka ra be dia be |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [mibaba ra] to bleed profusely, to let blood flow. Same as mandeha ra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] saigner abondamment |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Fototeny | 7 babara |
Tovy hevitra | 8 mandeha ra |
Fivaditsoratra | 9 bambaray, mibabarà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |