|
|
|
|

Teny iditra1  mibabo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] mirombaka, mambabo: Mibabo ny hitaroña i aby ko tsa misy raha manjary (Mirombaka ny hiteny izy rehetra ka tsy misy zava-banona)

Fivaditsoratra  4 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21