Teny iditra mibaboka (baboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miaiky, mitsotra, milaza avy hatrany fa resy na diso; mivalo amin' ny olona nanaovana hadisoana: Nibaboka tamin' ny rainy ilay zaza mpandany ka noraisin-drainy tamim-pitiavana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To lie prostrate, to fall prostrate [1.2]
 To fall prostrate, to submit oneself; to make a full confession [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Être prosterné, demander pardon [1.3]
 Se prosterner, se soumettre; avouer tout [1.8]
Ohatra 
1Rahonana amin'izay izy, dia mibaboka sy manaiky lembenana. [2.298]
2Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity. [2.528]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibaboka
Ny lasa : nibaboka
Ny hoavy : hibaboka
Filaza mandidy : mibaboha
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20