|
|
|
|

Teny iditra1  mibaboka
Fototeny  2  baboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miaiky, mitsotra, milaza avy hatrany fa resy na diso; mivalo amin' ny olona nanaovana hadisoana: Nibaboka tamin' ny rainy ilay zaza mpandany ka noraisin-drainy tamim-pitiavana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to lie prostrate, to fall prostrate
6  [1.7] to fall prostrate, to submit oneself; to make a full confession
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] Être prosterné, demander pardon
8  [1.8] se prosterner, se soumettre; avouer tout
Ohatra  9  Rahonana amin'izay izy, dia mibaboka sy manaiky lembenana. [2.298]
10  Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity. [2.528]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny mibaboka io

Fivaditsoratra  16  ikobabam, kobabaim, mibaboka, mibobaka, mikobaba, mikobabà

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08