Teny iditra | mibada (bada) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miakanakana mbola tsy mahay miteny [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Parler avec incohérence, confusément [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Teny iditra | mibada | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] mandrara, misakana [1.78] | ||||||
Fivaditsoratra | ambady, mibada, midaba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/03 |