Teny iditra | 1 mibafoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitsilailay eo am-pandriana manampatra ny hakamoana sy ny fahalainana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Se vautrer, rester mollement couché |
Fototeny | 5 bafoka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 mibafoka, mibofaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |