Teny iditra mibaingo (baingo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Meloka, miolana, miolikolika: Mibaingo io vy io ka tsy mahazo azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay être tordu [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibaingo
Ny lasa : nibaingo
Ny hoavy : hibaingo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05