Teny iditra mibarakay
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taimoro] mikorontana [Rakotosaona 1972]
  [Bara] mirava, miparitaka [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] mikorontana, miely [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra mibarakaike

2009/02/23