Teny iditra | mibarakay | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Mikorontana [1.78] | |
[Bara] Mirava, miparitaka [1.78] | ||
[Tanosy] Mikorontana, miely [1.78] | ||
Tovy hevitra | mibarakaike | |
Fivaditsoratra | mibarakay, mikabaria |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |