Teny iditra | 1 mibareraka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miroraka, mivaroraka (na ara-bakiteny na an' ohatra): Aza mibareraka elatra toy izao, fa misikina herimpo, mahereza |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#78] être lâche, traînant, débraillé chanter bas et faux |
Fototeny | 5 bareraka |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 mibareraka, ramirebaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |