|
|
|
|

Teny iditra1  mibareraka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  bareraka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Miroraka, mivaroraka (na ara-bakiteny na an' ohatra): Aza mibareraka elatra toy izao, fa misikina herimpo, mahereza
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3#78] être lâche, traînant, débraillé
chanter bas et faux

Fivaditsoratra  10  mibareraka, ramirebaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10