Teny iditra mibaribary (baribary)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Miseho tsy misy miafina na kely aza [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be conspicuous, to appear distrinctly, to be well defined; to hold the eyes open, as one completely absorbed in thought. See harihary [Richardson 1885]
 to be in view, to be evident [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être bien en vue; être évident [Hallanger 1974]
Endriteny 
mibaribary
nibaribary
hibaribary
mibaribaria
Ohatra Ny hany tsy lany dia ireo feno hatina, na mahia kaozatra, na manan-takaitra hita mibaribary. [Andraina: Mitaraina, takila 169]

2015/02/27