Teny iditra mibibibiby (bibibiby (biby))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao zavatra amin-kasahiana izaitsizy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mibibibiby
nibibibiby
hibibibiby

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31