Teny iditra mibilaka (bilaka)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy tsy mahitsy, miolana, mivaona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy same as mibilabila [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay être de travers, être tortu, se fâcher [Abinal 1888]
Haiendriteny 
mibilaka
mibilak'
mibila-
nibilaka
nibilak'
nibila-
hibilaka
hibilak'
hibila-
mibilaha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31