Teny iditra mibinaka (binaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivonto: Loza fa indray alina ihany dia nibinaka ilay tongotr' Isambilo nokekerim-biby [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mibinaka
nibinaka
hibinaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31