Teny iditra | mibitika | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mivesatra, mivongaika: Mibitika satraña feno mbizo [1.78] | |
Teny iditra | mibitika | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mitondra [1.78] | |
Fivaditsoratra | mibitaky, mibitika, mitibaky |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |