Teny iditra | mibofoka (bofoka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mifono na mirakotra lamba matevina na maro eo am-pitoerana na eo am-patoriana: Asa na marary i Jaona na tsia fa mibofoka ao am-pandriany ao izy [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |