|
|
|
|

Teny iditra1  mibohibohy
Fototeny  2  bohibohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  to swagger, to puff up, to assume airs of importance, to be inflamed with vanity; to swell, as with wind in the stomach. [1.2]
Ohatra  5  mibohibohy ny andaniny roa, manipaka ny akata, mipika ny rambon-tsalakany, manoto ny hiratra (maso), mandia ny kitrokely; [1.406#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09