|
|
|
|

Teny iditra1  mibohika
Fototeny  2  bohika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Be kiry sy di-doha tsy resy tohika na resimbava: Mibohika amin' ny heviny Rakoto ka sarotra ifampiraharahana
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  hikombia, hiombika, hobikaim, mibohika, mihaboky, mihiboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21