Teny iditra | 1 mibohitra |
Fototeny | 2 bohitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mibontsina, mivohon-tsotro, misondrotra noho ny manodidina: Mibohitra ny arabe Mikomy amy manohitra mamaly: Nibohitra ny mpampiasa ny mpiasa noho ny fitondrona tsy roriny nataony taminy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be convex or protuberant. |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 ahitromby, Ahitromby, mibohitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |