Teny iditra (1/2) | 1 mibohy |
Fototeny | 2 bohy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Provincial]
to carry on the shoulder |
Teny iditra (2/2) | 5 mibohy |
Fototeny | 6 bohy |
Sokajin-teny | 7 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Manosika ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa: Mikisaha, Rangahy ity, fa aza mibohy eo a! Mampiseho hery amim-pireharehana: Tovolahy loza raha hibohy, tsy misy ohatra an' ilay iny! Mitana midongy zavatr' olona amin-ditra: Nibohy ny satrojanako io ankizy to |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] to be stubborn, obstinate, or unyielding; to swell, to swagger; to assume an air of importance, to give one's self to airs. |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 14 himboi, hiomby, mibohy, mihoby |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |