Teny iditra mibokeobokeoke (bokeoke)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Enti-milaza ny olona na ny biby kenda ka manolanolana ny tendany hafahafa izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibokeobokeoke
Ny lasa : nibokeobokeoke
Ny hoavy : hibokeobokeoke

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05