|
|
|
|

Teny iditra1  mibokoboko
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Misy zavatra mivohibohitra, mivohitra vorivory: Tsy nahita tory aho halina azon'ny mibokoboko ny vimiaina amin'ny latsimpara fora
Maniry tsimokazo
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] pousser des bourgeons, bourgeonner, avoir plusieurs petites bosses
Fototeny  5  bòkobòko
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11