|
|
|
|

Teny iditra1  mibokoboko
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  bòkobòko
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Misy zavatra mivohibohitra, mivohitra vorivory: Tsy nahita tory aho halina azon'ny mibokoboko ny vimiaina amin'ny latsimpara fora
Maniry tsimokazo
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3] pousser des bourgeons, bourgeonner, avoir plusieurs petites bosses

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10