Teny iditra | 1 mibolasitra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Sandra zavatra malama ka tsy mahafikitra ny tongotra ka mikorisa mampianjera |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to slip, to slide, to stumble. 5 [1.7] to slip, to stumble |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] glisser et tomber |
Fototeny | 7 bolasitra |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 12 mibolisatra, misolafaka |
Fivaditsoratra | 13 mibolasitra, mibolisatra, misobilatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |