Teny iditra mibolobolo (bolobolo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mirakorako (volo) [Rakotosaona 1972]
 Misavoritaka (raha miteny ny volo)
¶ Misy volo: Mibolobolo ny ranjon' iny vehivavy iny
¶ Maniry misy volomalemy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Merina] In Imerina it refers to the hair badly dressed. [Richardson 1885]
Endriteny 
mibolobolo
nibolobolo
hibolobolo

Teny iditra mibolobolo (bolobolo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy  [Provincial] to be thick, close, dense, rank, exuberant [Richardson 1885]

2012/07/26