|
|
|
|

Teny iditra1  mibonabona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mivonto toa mizihizihitra nefa mihodrahodra: Asa na naninona na naninona fa nibonabona tampoka teo ny tarehin-dRasoa
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] (imp and rel not used) to swell, to grow large and bulky, to puff out, to inflate, to appear plump
to boast, to brag (Prov.)
Fototeny  5  bonabona
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9  ibonabonam, mibonabona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21